Ezekiel 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny olonao dia hovonoiny amin’ny sabatra ary ny tsangambatonao mafy dia hianjera amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lalam-benao rehetra, hohitsakitsahin’ny kitron-tsoavaliny; ny olonao, hovonoiny amin’ny sabatra, ary ny andrinao mafy, hazerany amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny mponinao hovonoiny ho faty amin’ny sabatra ary ireo andrim-batonao hazerany amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny olonao dia hovonoiny amin'ny sabatra, ary ny tsangambatonao mafy dia hianjera amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny olonao dia hovonoiny amin’ny sabatra ary ny tsangambatonao mafy dia hianjera amin’ny tany.
malagasy
Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny olonao dia hovonoiny amin'ny sabatra, ary ny tsangambatonao mafy dia hianjera amin'ny tany.