Ezekiel 26:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hobaboiny ny harenanao, horobainy ny entam-barotrao, harodany ny mandanao, horavany ny tranonao mahafinaritra; ary ny vatonao sy ny hazonao ary ny vovoka eo aminao dia hataony any anaty rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny harenao, halainy; ny entam-barotrao, hobaboiny; ny mandanao, harodany; ny lapa soanao, hazerany; ary hariany eny amin’ny rano ny vato aman-kazonao mbamin’ny vovokao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hangalariny ireo harenao ary horobainy ireo tahirin’entanao. Harodany ny mandanao, horavany ny tranonao tsara tarehy; ka ny vato sy ny hazo ary ny ampiantany tamin’ireny kosa dia hariany any an-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Hobaboiny ny hirenao, horobainy ny rantonao, harodany ny mandanao, horavany ny tranonao mahafinantra; ary ny vatonao sy ny hazonao sy ny vovokao dia hataony any amin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hobaboiny ny harenanao, horobainy ny entam-barotrao, harodany ny mandanao, horavany ny tranonao mahafinaritra; ary ny vatonao sy ny hazonao ary ny vovoka eo aminao dia hataony any anaty rano.
malagasy
Hobaboiny ny hirenao, horobainy ny rantonao, harodany ny mandanao, horavany ny tranonao mahafinantra; ary ny vatonao sy ny hazonao sy ny vovokao dia hataony any amin'ny rano.