Ezekiel 26:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatsahatro ny tabataban’ny hiranao sady tsy ho re intsony ny fanenon’ny lokanganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko mitsahatra ny feon-kiranao, ary tsy ho re intsony ny feon-dokanganao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsahatro ny tabataban-kiranao, ary tsy ho re intsony ny feon-dokanganao.
Malagasy Bible 1865
Ary hatsahatro ny feon'ny hiranao, sady tsy ho re intsony ny fanenon'ny lokanganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatsahatro ny tabataban’ny hiranao sady tsy ho re intsony ny fanenon’ny lokanganao.
malagasy
Ary hatsahatro ny feon'ny hiranao, sady tsy ho re intsony ny fanenon'ny lokanganao.