Ezekiel 26:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hataoko toy ny vatolampy mangadihady ianao ka ho toerana famelarana harato sady tsy haorina intsony; fa Izaho TOMPO no niteny, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko vatolampy mangadihady ianao; dia ho fitoerana fanahazana harato; tsy haorina intsony ianao; fa Izaho Iaveh, efa niteny, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vatolampy mangadihady sisa no havelako ao aminao mba hanahazan’ny mpanarato ny haratony, ka tsy harenina intsony ny tanànanao. Izaho TOMPO no manambara; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.›
Malagasy Bible 1865
Dia hataoko toy ny vatolampy mangadihady ianao ka ho famelarana harato sady tsy haorina intsony; fa Izaho Jehovah no niteny, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hataoko toy ny vatolampy mangadihady ianao ka ho toerana famelarana harato sady tsy haorina intsony; fa Izaho TOMPO no niteny, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Dia hataoko toy ny vatolampy mangadihady ianao ka ho famelarana harato sady tsy haorina intsony; fa Izaho Jehovah no niteny, hoy Jehovah Tompo.