Ezekiel 26:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia raiki-tahotra ny moron-dranomasina amin’ny andro ianjeranao; eny, toran-kovitra ny nosy any an-dranomasina noho ny faharavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo, ankehitriny, hangovitra ny nosy, amin’ny andro hianjeranao, ary ny nosy eo amin’ny ranomasina, dia ho raiki-tahotra amin’ny iafaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny kosa ny mponina amoron-tsiraka dia mangovitra noho ny andro nirodanany; ary ny mponin’ny nosy any an-dranomasina dia varahontsana noho ny nanjavonany.›
Malagasy Bible 1865
Ankehitriny dia raiki-tahotra ny amoron-dranomasina amin'ny andro hianjeranao; Eny, toran-kovitra ny nosy any an-dranomasina noho ny haharavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia raiki-tahotra ny moron-dranomasina amin’ny andro ianjeranao; eny, toran-kovitra ny nosy any an-dranomasina noho ny faharavanao.
malagasy
Ankehitriny dia raiki-tahotra ny amoron-dranomasina amin'ny andro hianjeranao; Eny, toran-kovitra ny nosy any an-dranomasina noho ny haharavanao.