Ezekiel 26:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa ataoko tanàna lao tahaka ireo tanàna aolo ianao, ary hampiakariko aminao ny rano ao amin’ny lalina ka hosaronan’ny ranobe ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Raha avy izay hanaovako anao ho tanàna haolo, toy ireo tanàna tsy misy mponina; rehefa hampiakarako ho eo amboninao ny rano lalina, ka hanaforan’ny ranobe anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Hataoko tahaka ireo tanàna rava tsy misy mponina ianao. Hampiakariko avy any amin’ny lalina ny ranobe hanafotra anao.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha hataoko tanàna lao tahaka ireo tanàna haolo ianao, ary hampiakariko aminao ny rano lalina, ka hosaronan'ny rano be ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa ataoko tanàna lao tahaka ireo tanàna aolo ianao, ary hampiakariko aminao ny rano ao amin’ny lalina ka hosaronan’ny ranobe ianao,
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha hataoko tanàna lao tahaka ireo tanàna haolo ianao, ary hampiakariko aminao ny rano lalina, ka hosaronan'ny rano be ianao,