Ezekiel 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hampidiniko hiaraka amin’izay mivarina any an-davaka ianao, hankany amin’ny razana fahiny ka hamponeniko any ambanin’ny tany ianao, dia any amin’ny fonenana efa lao hatramin’ny ela, hiaraka amin’izay mivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony ianao. Hasiako voninahitra eo amin’ny tanin’ny velona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hampidiniko hiaraka amin’ireo nivarina any an-davaka, ianao, ho any amin’ireo vahoaka fahagola; ka hamponeniko any ambanin’ny tany, any amin’ny fanginginana mandrakizay, miaraka amin’ireo nivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony ianao; ary hanisy ravaka amin’ny tanin’ny velona Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampidiniko any an-davaka misy ireo maty hatrizay ianao. Hamponeniko any ambanin’ny tany tahaka ireo sisan-drava fahagola ianao miaraka amin’ireo maty talohanao. Tsy ho afa-miakatra intsony ianao, ary tsy hanan-toerana eo amin’ny tanin’ny velona intsony.
Malagasy Bible 1865
Dia hampidiniko hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka ianao, Hankany amin'ny razana, ka hamponeniko any ambanin'ny tany ianao, dia any amin'ny fonenana efa lao hatramin'ny ela, hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony; ary hasiako voninahitra eo amin'ny velona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hampidiniko hiaraka amin’izay mivarina any an-davaka ianao, hankany amin’ny razana fahiny ka hamponeniko any ambanin’ny tany ianao, dia any amin’ny fonenana efa lao hatramin’ny ela, hiaraka amin’izay mivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony ianao. Hasiako voninahitra eo amin’ny tanin’ny velona;
malagasy
Dia hampidiniko hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka ianao, Hankany amin'ny razana, ka hamponeniko any ambanin'ny tany ianao, dia any amin'ny fonenana efa lao hatramin'ny ela, hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony; ary hasiako voninahitra eo amin'ny velona;Dia hataoko fampitahorana ianao, ka tsy ho eo intsony; Eny, hotadiavina ianao, nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy Jehovah Tompo.