Ezekiel 26:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hataoko fampitahorana ianao ka tsy ho eo intsony; eny, hotadiavina ianao nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko zavatra mahatsiravina ianao; ary tsy hisy intsony ianao; hotadiavin’ny olona ianao, nefa tsy ho hitany intsony; - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho raiki-tahotra ny olona rehetra noho ny nanjo anao satria tsy ho eo intsony ianao. Hokarohina ny sisa momba anao, nefa tsy hisy hahita anao intsony na oviana na oviana; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany›. »
Malagasy Bible 1865
Dia hataoko fampitahorana ianao, ka tsy ho eo intsony; Eny, hotadiavina ianao, nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hataoko fampitahorana ianao ka tsy ho eo intsony; eny, hotadiavina ianao nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Dia hataoko fampitahorana ianao, ka tsy ho eo intsony; Eny, hotadiavina ianao, nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy Jehovah Tompo.