Ezekiel 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hamely anao Aho, ry Tiro, ka hampiakatra firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany, dia izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro, hiaviako ianao, ry Tira! Hampiakatra firenena maro hamely anao Aho, toy ny fampisondrotry ny ranomasina ny onjany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Hirotsaka hamely anao Aho, ry tanànan’i Tiro. Hasaiko manafika anao ny firenena maro, ka hifanesy hiady aminao tahaka ny onjan-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Tyro, ka hampiakatra ny firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hamely anao Aho, ry Tiro, ka hampiakatra firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Tyro, ka hampiakatra ny firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany.