Ezekiel 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horavan’ireo ny mandan’i Tiro sady harodany ny tilikambo fiambenany, dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horavan’ireo ny mandan’i Tira, sady harodany ny tilikambony; haìliko lavitra azy no vovo-taniny; ary hataoko toy ny vatolampy mangadihady izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horavany ny mandanao, ary harodany ny tilikambonao. Hofafako hatramin’ny vovotaninao ka vatolampy mangadihady no sisa havelako;
Malagasy Bible 1865
Ary horavan'ireo ny mandan'i Tyro, sady harodany ny tilikambony; Dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny, ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horavan’ireo ny mandan’i Tiro sady harodany ny tilikambo fiambenany, dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy.
malagasy
Ary horavan'ireo ny mandan'i Tyro, sady harodany ny tilikambony; Dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny, ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy.