Ezekiel 26:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho toerana famelarana harato eo amin’ny ranomasina izy. Izaho no niteny izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Ho babon’ny firenena izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho fitoerana hanahazana harato, ao afovoan’ny ranomasina izy, fa efa niteny Aho - teny marin’ny Tompo Iaveh; - ka ho babon’ny firenena izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho toerana fanahazan’ireo mpanarato ny haratony eny afovoan-dranomasina izany. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no manambara; teny hentitra avy amiko izany. Fa ho avy ny firenen-kafa handroba anao, ry Tiro,
Malagasy Bible 1865
Ho famelarana harato eo amin'ny ranomasina izy; Fa Izaho no niteny izany, hoy Jehovah Tompo, ka dia ho babon'ny-firenena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho toerana famelarana harato eo amin’ny ranomasina izy. Izaho no niteny izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Ho babon’ny firenena izy,
malagasy
Ho famelarana harato eo amin'ny ranomasina izy; Fa Izaho no niteny izany, hoy Jehovah Tompo, ka dia ho babon'ny-firenena izy.