Ezekiel 26:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny vohitra miankina aminy, izay eny an-tanety, dia hovonoina amin’ny sabatra, dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanany vavy eny an-tanety hovonoina amin’ny sabatra, ka ho fantatra fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy handringana amin’ny sabatra ireo tanànakely mifanila aminao eny amoron-tsiraka eny. Amin’izay dia hoekenao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zana-bohiny eny an-tanety dia hovonoina amin'ny sabatra; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny vohitra miankina aminy, izay eny an-tanety, dia hovonoina amin’ny sabatra, dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary ny zana-bohiny eny an-tanety dia hovonoina amin'ny sabatra; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.[Heb. zananivavy]