Ezekiel 27:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Tarsisy dia nifampivarotra taminao noho ny haben’ny harena samihafa tao aminao. Volafotsy, vy, firapotsy ary firaka no noentiny natakalo ny entanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin’ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin’ny entanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny olon’i Tarsîsy no nifanao varotra taminao momba ny harena zavon-tany isan-karazany. Volafotsy sy vy sy vifotsy ary firaka no natolony ho takalon’ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Tarsisy no mpandranto nankany aminao noho ny haben'ny harena samy hafa rehetra; Volafotsy sy vy sy vifotsy ary firaka na nentiny natakalo ny entanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Tarsisy dia nifampivarotra taminao noho ny haben’ny harena samihafa tao aminao. Volafotsy, vy, firapotsy ary firaka no noentiny natakalo ny entanao.
malagasy
Tarsisy no mpandranto nankany aminao noho ny haben'ny harena samy hafa rehetra; Volafotsy sy vy sy vifotsy ary firaka na nentiny natakalo ny entanao.