Ezekiel 27:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Javana sy i Tobala ary i Maseka dia nifampivarotra taminao, koa olona sy fanaka varahina no natakalony ny varotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Javàna, i Tobala, Mosòka, nifampivarotra taminao, ain’olona sy fanaka varahina, no nanefany ny volanao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona avy any Gresy sy Tobala ary Mesèka ihany koa dia nifanao varotra taminao, ka olona sy fanaka halimo no natolony ho takalon’ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Javana sy Tobala ary Maseka no mpandranto nankany aminao, ka olona sy fanaka varahina no natakalony ny varotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Javana sy i Tobala ary i Maseka dia nifampivarotra taminao, koa olona sy fanaka varahina no natakalony ny varotrao.
malagasy
Javana sy Tobala ary Maseka no mpandranto nankany aminao, ka olona sy fanaka varahina no natakalony ny varotrao.