Ezekiel 27:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny terak’i Togarma no nitondra soavaly sy soavaly fitaingina ary ampondra natakalo ny entanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo taranak’i Tôgôrmà, dia soavaly mpitarika kalesy, soavaly fitaingina, ary mole, no nandoavany ny vidin’ny entanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny terak’i Bety-Tôgarmà no nanolotra ny soavaly hoenti-miasa sy ny soavaly hoenti-miady ary ny boriky ho takalon’ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Ny terak'i Togarma nitondra soavaly sy soavaly fitaingina ary ampondra natakalo ny entanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny terak’i Togarma no nitondra soavaly sy soavaly fitaingina ary ampondra natakalo ny entanao.
malagasy
Ny terak'i Togarma nitondra soavaly sy soavaly fitaingina ary ampondra natakalo ny entanao.