Ezekiel 27:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Arama dia nifampivarotra taminao noho ny habetsahan’ny taozavatrao ka karbonkolo, lamba volomparasy, tenona samihafa soratra, rongony fotsy madinika, voahangy ary robisy no noentiny natakalo ny entanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Arama nifampivarotra taminao, ny amin’ny habetsahan’ny vokatrao; vatosoa, jaky, amborodao, rongony madinika, voahangy sy robisy no nanefany ny volanao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nividy entana betsaka taminao koa ny Edômita, ka vato emeralda sy lamba miloko volomparasy, lamba vita peta-kofehy sy rongony fotsy madinika ary koa akorandriaka sy vato robisy no natolony ho takalony.
Malagasy Bible 1865
Syria no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan'ny tao-zavatrao, ka karbonkolo sy lamba volomparasy sy tenona samy hafa soratra sy rongony fotsy madinika sy voahangy ary robina No nentiny natakalo ny entanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Arama dia nifampivarotra taminao noho ny habetsahan’ny taozavatrao ka karbonkolo, lamba volomparasy, tenona samihafa soratra, rongony fotsy madinika, voahangy ary robisy no noentiny natakalo ny entanao.
malagasy