Ezekiel 27:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Damaskosy dia nifampivarotra taminao noho ny habetsahan’ny taozavatrao, ny haben’ny harenanao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon’ondry fotsy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Damasa nifampivarotra taminao, ny amin’ny habetsahan’ny vokatrao, sy ny habetsahan’ny fanananao, izay notakalozany ny divain’i Helbôna sy ny volon’sondrin’i Tsakara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponin’i Damasy dia nifanao varotra taminao momba ny taozavatrao sy ny harenao zavon-tany isan-karazany. Divay avy any Helbôna sy volonondry avy any Tsahara no nataony takalony.
Malagasy Bible 1865
Damaskosy no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan'ny taozavatrao, dia ny haben'ny harenao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon'ondry fotsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Damaskosy dia nifampivarotra taminao noho ny habetsahan’ny taozavatrao, ny haben’ny harenanao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon’ondry fotsy izy.
malagasy
Damaskosy no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan'ny taozavatrao, dia ny haben'ny harenao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon'ondry fotsy izy.