Ezekiel 27:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, ry zanak’olona, manaova hira fisaonana ny amin’i Tiro
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hira fitomaniana an’i Tira ianao, ry zanak’olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, manaova ianao hira fisaonana ny amin’ny tanànan’i Tiro,
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry zanak'olona, manaova hira fahalahelovana ny amin'i Tyro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, ry zanak’olona*, manaova hira fisaonana ny amin’i Tiro
malagasy
Hianao, ry zanak'olona, manaova hira fahalahelovana ny amin'i Tyro,