Ezekiel 27:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Dedana dia nifampivarotra taminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Dedana nifampivarotra taminao ny amin’ny lamban-tsoavaly fanao hitaingenan-tsoavaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona avy any Dedàna kosa nifandray ara-barotra taminao ka nitondra lamba fandrakofan-tsoavaly.
Malagasy Bible 1865
Dedana no mpandranto nankany aminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Dedana dia nifampivarotra taminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.
malagasy
Dedana no mpandranto nankany aminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.