Ezekiel 27:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Arabia sy ireo andriandahin’i Kedara rehetra dia nifampivarotra taminao ka zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy no noentiny natao varotra tao aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Arabia sy ny andriana rehetra tany Sedara nifampivarotra taminao; ondry sy ondralahy aman’osilahy no nifampivarotany taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Arabia sy ireo mpitondra rehetra any Kedara dia nifanao varotra taminao. Zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy no natakalony ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Arabia sy ireo andriandahin'i Kedara rehetra no nandranto tany aminao, ka zanak'ondry sy ondrilahy ary osilahy no nentiny natao varotra tao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Arabia sy ireo andriandahin’i Kedara rehetra dia nifampivarotra taminao ka zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy no noentiny natao varotra tao aminao.
malagasy
Arabia sy ireo andriandahin'i Kedara rehetra no nandranto tany aminao, ka zanak'ondry sy ondrilahy ary osilahy no nentiny natao varotra tao aminao.