Ezekiel 27:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Harana sy i Kane ary i Edena sy ny mpivaro-mandeha avy any Sheba sy Asiria ary Kilmada no nifampivarotra taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Haràna, i Sene sy i Edena, ny mpandranto avy any Sabà, i Asora sy i Kelmàda nifampivarotra taminao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ao an-tanànan’i Haràna sy i Kane ary i Hedèna koa dia nifandray ara-barotra taminao toy ireo mpivarotra avy any Sebà mbamin’ireo tanànan’i Asora sy i Kilmady.
Malagasy Bible 1865
Harana sy Kane ary Edena sy mpandranto avy any Sheba sy Asyria ary Kilmada no mpandranto nankany aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Harana sy i Kane ary i Edena sy ny mpivaro-mandeha avy any Sheba sy Asiria ary Kilmada no nifampivarotra taminao.
malagasy
Harana sy Kane ary Edena sy mpandranto avy any Sheba sy Asyria ary Kilmada no mpandranto nankany aminao.