Ezekiel 27:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sambon’i Tarsisy no mpitondra ny entanao. Tao amin’ny fahafenoana sy voninahitra be ianao tany afovoan’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sambon’i Tarsisa no niara-nandeha maro, nitatitra ny entanao. Tonga mpanefoefo sy be voninahitra ianao; teo amin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo sambo vaventy no mpitatitra ny entam-barotrao.» «Toa sambo feno entana ianao ka navesatra dia navesatra, teny anivon’ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Ny sambon'i Tarsisy no mpitondra ny entanao, dia feno sady be voninahitra ianao teo amin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sambon’i Tarsisy no mpitondra ny entanao. Tao amin’ny fahafenoana sy voninahitra be ianao tany afovoan’ny ranomasina.
malagasy
Ny sambon'i Tarsisy no mpitondra ny entanao, dia feno sady be voninahitra ianao teo amin'ny ranomasina.