Ezekiel 27:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentin’ny mpivoinao teny amin’ny ranobe ianao, dia nahavaky anao tao amin’ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo teo amin’ny rano be, izay nitondran’ireo mampiasa fivoy anao no namakian’ny rivotra avy atsinanana, anao, tao afovoan’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ireo mpivoinao teny amin’ny ranobe ianao ka ny rivotra avy any atsinanana no nahavaky anao teny anivon’ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Nentin'ny mpivoinao teny amin'ny rano be ianao, dia nahavaky anao tao amin'ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentin’ny mpivoinao teny amin’ny ranobe ianao, dia nahavaky anao tao amin’ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.
malagasy
Nentin'ny mpivoinao teny amin'ny rano be ianao, dia nahavaky anao tao amin'ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.