Ezekiel 27:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fidradradradran’ny mpitondra sambonao dia mihorohoro ny tany manodidina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny fidradradradran’ny mpitondra sambonao ny morontsiraka hihorohoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fidradradradràn’ireo tantsambonao dia mangovitra ny mponina amoron-tsiraka.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fidradradradran'ny mpitondra sambonao dia mihorohoro ny tany manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fidradradradran’ny mpitondra sambonao dia mihorohoro ny tany manodidina;
malagasy
Noho ny fidradradradran'ny mpitondra sambonao dia mihorohoro ny tany manodidina.