Ezekiel 27:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
samy midina miala amin’ny sambony ny mpivoy rehetra, ny tantsambo ary ny mpitondra sambo rehetra eny an-dranomasina ka mijanona eny an-tanety;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidina hiala amin’ny sambony avokoa izay rehetra mampandeha fivoy, ny tantsambo sy ny mpitari-dalan-tsambo rehetra amin’ny ranomasina, ka hijanona eny an-tanety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miala ny sambony avy ireo mpivoy rehetra sy ireo tantsambo rehetra eny an-dranomasina ka samy maka toerana eny an-tanety.
Malagasy Bible 1865
Ary samy midina miala amin'ny sambony ny mpivoy rehetra sy ny matilo ary ny mpitondra sambo rehetra eny an-dranomasina ka mijanòna eny an-tanety;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
samy midina miala amin’ny sambony ny mpivoy rehetra, ny tantsambo ary ny mpitondra sambo rehetra eny an-dranomasina ka mijanona eny an-tanety;
malagasy
Ary samy midina miala amin'ny sambony ny mpivoy rehetra sy ny matilo ary ny mpitondra sambo rehetra eny an-dranomasina ka mijanòna eny an-tanety;