Ezekiel 27:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manandratra ny feony noho ny nanjo anao izy ka midradradradra mafy sady manopy vovoka hiraraka amin’ny lohany ary mihosinkosin-davenona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanandra-peo noho ny manjò anao sy handefa fidradradradràna mampalahelo; hanosim-bovoka ny lohany, ary hihosinkosina amin’ny lavenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heno migogogogo noho ny manjo anao izy, sady manao fidradradradrana mafy. Mandraraka vovoka amin’ny lohany izy, ary mihosinkosina amin’ny lavenona.
Malagasy Bible 1865
Ary manandratra ny feony noho ny nanjo anao izy ka midradradradra mafy sady manopy vovoka hiraraka amin'ny lohany ary mihosinkosin-davenona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manandratra ny feony noho ny nanjo anao izy ka midradradradra mafy sady manopy vovoka hiraraka amin’ny lohany ary mihosinkosin-davenona;
malagasy
Ary manandratra ny feony noho ny nanjo anao izy ka midradradradra mafy sady manopy vovoka hiraraka amin'ny lohany ary mihosinkosin-davenona;[Heb. mangidy]