Ezekiel 27:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nosolaina avokoa izy noho ny aminao sy misikina lamba fisaonana, mitomany anao amin’ny fangidiam-panahy sy fisaonana mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny aminao izy ireo hibory loha, hitafy lasàka, ary amin’ny alahelon’ny fanahiny dia handrotsa-dranomaso ny amin’ny momba anao, dia ranomaso mangidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaratra loha sady mitafy gony noho ny aminao izy, ka mitomany anao fa mangidy ny manjo ary mangidy ny fisaonany.
Malagasy Bible 1865
Ary mibory loha avokoa izy noho ny aminao sy misikina lamba fisaonana ary mitomany anao amin'ny fangidiam-panahy izy, dia fisaonana mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nosolaina avokoa izy noho ny aminao sy misikina lamba fisaonana, mitomany anao amin’ny fangidiam-panahy sy fisaonana mafy.
malagasy
Ary mibory loha avokoa izy noho ny aminao sy misikina lamba fisaonana ary mitomany anao amin'ny fangidiam-panahy izy, dia fisaonana mafy.