Ezekiel 27:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro nandravan’ny ranomasina anao ho any amin’ny rano lalina dia niara-nilentika taminao ny entana notaterinao sy ny olona tafangona tao aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny kosa rehefa ravan’ny ranomasina ianao, sady nazera any amin’ny fara fanambanin’ny riaka, ny entanao mbamin’ny vahoaka rehetra tao aminao, niara-drendrika taminao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny novakîn’ny onjan-dranomasina ianao ary tafalentika ao anaty rano lalimbe. Ny entanao sy ny vahoaka rehetra nandeha taminao dia niaraka rendrika taminao avokoa.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro nandravan'ny ranomasina anao ho any amin'ny rano lalina dia niara-nilentika taminao ny varotrao sy ny olona tafangona tao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro nandravan’ny ranomasina anao ho any amin’ny rano lalina dia niara-nilentika taminao ny entana notaterinao sy ny olona tafangona tao aminao.
malagasy
Tamin'ny andro nandravan'ny ranomasina anao ho any amin'ny rano lalina dia niara-nilentika taminao ny varotrao sy ny olona tafangona tao aminao.