Ezekiel 27:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talanjona ny mponina rehetra amin’ny moron-dranomasina noho ny aminao, ary raiki-tahotra ny mpanjakany ka mivalomainty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mponina rehetra amin’ny nosy, talanjona noho ny aminao; ny mpanjakany raiki-tahotra; ny tarehiny niova endrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy ny aminao ny mponina rehetra amoron-tsiraka; raiki-tahotra ny mpanjakany ka tonga hatsatra ny endriny.
Malagasy Bible 1865
Talanjona anao ny mponina rehetra amin'ny moron-dranomasina, ary raiki-tahotra ny mpanjakany ka dia mivalomainty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talanjona ny mponina rehetra amin’ny moron-dranomasina noho ny aminao, ary raiki-tahotra ny mpanjakany ka mivalomainty.
malagasy
Talanjona anao ny mponina rehetra amin'ny moron-dranomasina, ary raiki-tahotra ny mpanjakany ka dia mivalomainty.Misitrisitra anao ny mpandranto amin'ny firenena; tonga fampitahorana ianao ary tsy ho ao intsony mandrakizay