Ezekiel 27:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao afovoan’ny ranomasina ny taninao; izay nandrafitra anao dia nanao ny hatsaran-tarehinao ho tonga lafatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanjakanao eo amin’ny ranomasina; izay nandrafitra anao, nanao anao ho tsara tarehy mahagaga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny anivon-dranomasina ny faritaninao, ary nataon’ireo mpandrafitra anao ho tsara tarehy fatratra ianao.
Malagasy Bible 1865
Ao amin'ny ranomasina ny taninao, efa tanteraky ny mpandrafitra anao ny hatsaran-tarehinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao afovoan’ny ranomasina ny taninao; izay nandrafitra anao dia nanao ny hatsaran-tarehinao ho tonga lafatra.
malagasy
Ao amin'ny ranomasina ny taninao, efa tanteraky ny mpandrafitra anao ny hatsaran-tarehinao.