Ezekiel 27:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazo kipreso avy any Senira no nanaovany ny lampihazonao; sedera avy any Libanona no nalainy hatao andrin-tsambonao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo sipresa avy any Sanira no nandrafetany ny hazo fisaka rehetra aminao; sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo kipreso avy any Senira no nanamboarany manontolo ny vatan-tsambonao; hazo sedera avy any Libano no nalainy hanaovana ny andrin-tsambonao.
Malagasy Bible 1865
Hazo kypreso avy any Senira no nanaovany ny lampihazonao; Sedera avy any Libanona no nalainy hatao andrin-tsambonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazo kipreso avy any Senira no nanaovany ny lampihazonao; sedera avy any Libanona no nalainy hatao andrin-tsambonao;
malagasy
Hazo kypreso avy any Senira no nanaovany ny lampihazonao; Sedera avy any Libanona no nalainy hatao andrin-tsambonao.