Ezekiel 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
oaka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin’ny moron-dranomasin’i Kitima no nataony fipetrahana ho an’ny mpivoinao sady nasiany gorodona ivoara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Oaka avy any Basàna no nanaovany fivoy ho anao; ny bànao nataony tamin’ny ivoara voapetaka amin’ny boisy, avy amin’ny nosy Sitima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo ôaka avy any Basàna no nanaovany ny fivoin-tsambonao. Hazo sedera avy any amin’ny nosy Kitima izay nasiana sisika ivoary no nanamboarany ny tokotanin-tsambonao.
Malagasy Bible 1865
Oka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin'ny moron-dranomasin'i Kitima no nataony fipetrahan'ny mpivoinao sady nasiany parike ivory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
oaka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin’ny moron-dranomasin’i Kitima no nataony fipetrahana ho an’ny mpivoinao sady nasiany gorodona ivoara.
malagasy
Oka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin'ny moron-dranomasin'i Kitima no nataony fipetrahan'ny mpivoinao sady nasiany parike ivory.