Ezekiel 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lamba rongony madinika samihafa soratra avy any Ejipta no nataonao lay mba ho faneva; lamba manga sy volomparasy avy any amin’ny moron-dranomasin’i Elisaha no eloelonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rongony fotsy madinika avy any Ejipta, mbamin’ny amborodaony no natao lain-tsambo ho anao, sady natao faneva ho anao; ny hiasinta sy ny lamba mena mangatrakatraka avy any amin’ny nosy Elisà no lamba temitra ho anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rongony madinika misoratsoratra avy any Ejipta no natao lain-tsambonao mba ho faneva hamantarana anao. Lamba miloko volomparasy sy jaky avy any amin’ny nosy Sipra no natao labasy hiarovana ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Rongony madinika samy hafa soratra avy any Egypta no natao lainao mba ho faneva ho anao; Lamba manga sy volomparasy avy any amin'ny moron-dranomasin'i Elisa no eloelonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lamba rongony madinika samihafa soratra avy any Ejipta no nataonao lay mba ho faneva; lamba manga sy volomparasy avy any amin’ny moron-dranomasin’i Elisaha no eloelonao.
malagasy
Rongony madinika samy hafa soratra avy any Egypta no natao lainao mba ho faneva ho anao; Lamba manga sy volomparasy avy any amin'ny moron-dranomasin'i Elisa no eloelonao.