Ezekiel 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zokiolon’i Gebala sy izay hendry tany no mpanentsin-tsambonao tao aminao; ny sambo rehetra teny amin’ny ranomasina mbamin’ny tantsambony dia tonga tao aminao hanakalo ny entam-barotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranainy avy any Giblioma sy ny olon-kendriny dia teo aminao, mpamboatra ny vakivaky aminao. Tao aminao avokoa ny sambo aman-tsambo eny amin’ny ranomasina, hanakalo ny entam-barotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpahay taozavatra avy any Biblôsy, izay za-draharaha sady kinga, no mpanamboatra ny simba amin’ny vatan-tsambonao. Ny sambo rehetra izay teny an-dranomasina dia nijanona avokoa teo aminao; ka ny tantsambony no mividy ny entanao.
Malagasy Bible 1865
Ny zokiolon'i Gebala sy izay hendry tany no tao aminao ho mpanentsin-tsambonao; ny sambo rehetra teny amin'ny ranomasina mbamin'ny matilony dia tonga tao aminao hanakalo ny rantonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zokiolon’i Gebala sy izay hendry tany no mpanentsin-tsambonao tao aminao; ny sambo rehetra teny amin’ny ranomasina mbamin’ny tantsambony dia tonga tao aminao hanakalo ny entam-barotrao.
malagasy
Ny zokiolon'i Gebala sy izay hendry tany no tao aminao ho mpanentsin-tsambonao; ny sambo rehetra teny amin'ny ranomasina mbamin'ny matilony dia tonga tao aminao hanakalo ny rantonao.