Ezekiel 28:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tany Edena, sahan’Andriamanitra, ianao; ny vatosoa rehetra, ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny oniksa, ny krizolita, ny berila, ny jaspy, ny safira, ny robisy, ny emeraoda ary ny volamena izay nandravaka ny ampongatapakao sy ny sodinao, tamin’ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tany Edena, sahan’Andriamanitra, ianao, rakotry ny vatosoa: dia sardoana, tôpazy, diamondra, krisôlita, ôniksa, jaspa, safira, eskarbokla, emeraoda, ary volamena nanana amponga tapaka aman-tsodina ho fanompoana anao efa voaomana tamin’ny andro nahariana anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Hedèna, zaridainan’Andriamanitra, no niainanao, dia ilay Hedèna voahodidina tamboho rakotry ny vatosoa isan-karazany: robisy, tôpaza, diamondra, krizôlita, berila, jaspa, safira, robina, emeralda. Firavaka sy haingo volamena voaomana hatramin’ny andro nahariana anao no nentinao.
Malagasy Bible 1865
Tany Edena, sahan'Andriamanitra, ianao; Ny vato soa rehetra ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny onyksa, ny krysolita, ny beryla, ny jaspy, ny safira, ny robina, ny emeralda ary ny volamena; Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tany Edena, sahan’Andriamanitra, ianao; ny vatosoa rehetra, ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny oniksa, ny krizolita, ny berila, ny jaspy, ny safira, ny robisy, ny emeraoda ary ny volamena izay nandravaka ny ampongatapakao sy ny sodinao, tamin’ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.
malagasy
Tany Edena, sahan'Andriamanitra, ianao; Ny vato soa rehetra ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny onyksa, ny krysolita, ny beryla, ny jaspy, ny safira, ny robina, ny emeralda ary ny volamena; Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.[Na: vehivavy]