Ezekiel 28:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao dia kerobima voahosotra izay manaloka, fa voatendriko ianao; tao an-tendrombohitra masin’Andriamanitra ianao; teo amin’ny vato mirehitra no nitsangantsangananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no Kerobima voahosotra hiaro, napetrako tao amin’ny tendrombohitra masin’Andriamanitra; tao ianao nandeha teo afovoan’ny vato mirehitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrako teo anilanao ny kerobima iray mpiaro goavana be; dia niaina teo amin’ilay tendrombohitra voatokana ho an’Andriamanitra ianao ary nandehandeha teo anivon’ny vato manjelanjelatra.
Malagasy Bible 1865
Hianao dia kerobima voahosotra izay manaloka, fa voatendriko ianao; Tao an-tendrombohitra masin'Andriamanitra ianao; Tao amin'ny vato mirehitra no nitsangantsangananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao dia kerobima* voahosotra izay manaloka, fa voatendriko ianao; tao an-tendrombohitra masin’Andriamanitra ianao; teo amin’ny vato mirehitra no nitsangantsangananao.
malagasy
Hianao dia kerobima voahosotra izay manaloka, fa voatendriko ianao; Tao an-tendrombohitra masin'Andriamanitra ianao; Tao amin'ny vato mirehitra no nitsangantsangananao.