Ezekiel 28:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanan-tsiny ianao tamin’ny nalehanao, hatramin’ny andro namoronana anao ka mandra-pahita heloka tao aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavorary ianao tamin’ny lalanao hatramin’ny andro nahariana anao ka hatramin’ny nisian-keloka teo aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy hokianina ny fitondrantenanao hatramin’ny andro nahariana anao ka mandra-pisehon’ny ratsy teo aminao.
Malagasy Bible 1865
Tsy nanan-tsiny ianao tamin'ny nalehanao hatramin'ny andro namoronana anao ka mandra-pahita heloka tao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanan-tsiny ianao tamin’ny nalehanao, hatramin’ny andro namoronana anao ka mandra-pahita heloka tao aminao.
malagasy
Tsy nanan-tsiny ianao tamin'ny nalehanao hatramin'ny andro namoronana anao ka mandra-pahita heloka tao aminao.