Ezekiel 28:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga anao; ho tonga zava-mahatahotra ianao ary tsy hisy intsony mandrakizay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra nahalala anao, teo amin’ny firenena, gaga foana noho ny aminao; zary zava-mahatsiravina ianao; ka tsy misy intsony ianao mandrakizay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga ny aminao, satria ho tonga fampitahorana ianao, sady tsy hisy intsony mandrakizay›. »
Malagasy Bible 1865
Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga anao; Ho tonga fampitahorana ianao ary tsy ho ao intsony mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga anao; ho tonga zava-mahatahotra ianao ary tsy hisy intsony mandrakizay!
malagasy
Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga anao; Ho tonga fampitahorana ianao ary tsy ho ao intsony mandrakizay.