Ezekiel 28:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia an’i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany Sidona ny tavanao, ka maminania ny aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha manandrify ny tanàna Tsidôna, ary ijoroy ny maha-mpaminany anao mba hamelezako azy.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manandrifia an’i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy,