Ezekiel 28:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy hisy roy mampangirifiry na tsilo mampanaintaina intsony ho an’ny taranak’Israely, avy amin’ireo manodidina azy, izay manao tsinontsinona azy; dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay tsy hisy intsony, ho an’ny taranak’i Israely, izay tsilo mandoza, na roy mampangirifiry eo amin’izay rehetra mifanila aminy ka manao azy ho tsinontsinona; dia ho fantatry ny olona fa Tompo Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireo firenena manodidina an’i Israely dia tsy hisy hanao tsinontsinona azy intsony. Tsy hamelively azy intsony ireo ka mova tsy roy manindrona na tsilo mandrangotra. Amin’izay dia hoekena fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hisy roy mampangirifiry na tsilo mampanaintaina intsony ho an'ny taranak'Isiraely, avy amin'ireo manodidina azy, izay manao tsinontsinona azy; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy hisy roy mampangirifiry na tsilo mampanaintaina intsony ho an’ny taranak’Israely, avy amin’ireo manodidina azy, izay manao tsinontsinona azy; dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary tsy hisy roy mampangirifiry na tsilo mampanaintaina intsony ho an'ny taranak'Isiraely, avy amin'ireo manodidina azy, izay manao tsinontsinona azy; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah Tompo.