Ezekiel 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hay! Hendry noho i Daniela ianao! Tsy misy zavamiafina azo afenina aminao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- Indro ianao fa hendry noho i Daniela, tsy misy zava-takona miafina aminao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihambo ho hendry noho i Daniela ianao ka afaka mamantatra na dia ny zavatra miafina indrindra aza.
Malagasy Bible 1865
Hay! hendry noho Daniela ianao! Tsy misy zava-miafina azo afenina anao izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hay! Hendry noho i Daniela ianao! Tsy misy zavamiafina azo afenina aminao!
malagasy
Hay! hendry noho Daniela ianao! Tsy misy zava-miafina azo afenina anao izany!