Ezekiel 28:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahendrenao sy ny fahalalanao no nahazoanao harena. Eny, izany no nahazoanao volamena sy volafotsy ho ao amin’ny trano fitahirizanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny fahendrenao amam-pahalalanao, nahazo harena ho anao ianao; ka nahangona volamena sy volafotsy miavosa, ho ao amin’ny rakitrao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahazo harena ianao noho ny fahendrenao sy ny fahiratan-tsainao, ka nanangona raki-tsarobidy toy ny volamena sy ny volafotsy.
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrenao sy ny fahalalanao no nahazoanao haren. Eny, izany no nahazoanao volamena sy volafotsy ho ao amin'ny rakitrao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahendrenao sy ny fahalalanao no nahazoanao harena. Eny, izany no nahazoanao volamena sy volafotsy ho ao amin’ny trano fitahirizanao.
malagasy
Ny fahendrenao sy ny fahalalanao no nahazoanao haren. Eny, izany no nahazoanao volamena sy volafotsy ho ao amin'ny rakitrao