Ezekiel 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny haben’ny fahendrenao tamin’ny varotrao no nampitomboanao ny harenanao ka miavonavona ny fonao noho ny harenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny halehiben’ny fahendrenao, tamin’ny varotrao, hampitombo ny harenao, ka dia nanandra-tena ny fonao azon’ny harenao. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanangona tombom-barotra ianao noho ny fahaizanao ara-barotra; ary izany harena izany no niavonavonan’ny fonao.›
Malagasy Bible 1865
Ny haben'ny fahendrenao tamin'ny varotrao no nampitomboanao ny harenao, ka dia miavonavona ny fonao noho ny harenao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny haben’ny fahendrenao tamin’ny varotrao no nampitomboanao ny harenanao ka miavonavona ny fonao noho ny harenanao.
malagasy
Ny haben'ny fahendrenao tamin'ny varotrao no nampitomboanao ny harenao, ka dia miavonavona ny fonao noho ny harenao;