Ezekiel 28:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Satria efa noheverinao ho toy ny fon’andriamanitra ny fonao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Satria nanao ny fonao ho toy ny fon’Andriamanitra ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nihevi-tena ho mitovy amin’ireo andriamanitra ianao.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Satria efa nataonao ho toy ny fon'Andriamanitra ny fonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Satria efa noheverinao ho toy ny fon’andriamanitra ny fonao,
malagasy
Koa, indro, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Satria efa nataonao ho toy ny fon'Andriamanitra ny fonao,