Ezekiel 28:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia indro, hitondra olona hafa firenena hamely anao Aho, dia izay masiaka indrindra amin’ny firenena, koa hotsoahany ny sabany hamelezany ny fahendrenao tsara, ary hataony matroka ny famirapiratanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia indro, hitondra firenen-kafa hamely anao Aho, dia firenena masiaka indrindra amin’ny firenena; hotsoahiny ny sabany, hamelezana ny filohan’asan’ny fahendrenao, ary hohamavoiny ny famirapiratanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa indro hitondrako vahiny hamely anao, dia izay lozabe indrindra amin’ny hafa firenena; ka hopotipotehiny amin’ny sabatra izay zava-tsoan’ny fahendrenao ary hozimbazimbainy ny fiandriananao.
Malagasy Bible 1865
Dia, indro, hitondra olona hafa firenena Aho hamely anao, dia izay masiaka indrindra amin'ny firenena, Ka hotsoahany ny sabany hamelezany ny fahendrenao tsara, ary hataony matroka ny famirapiratanao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia indro, hitondra olona hafa firenena hamely anao Aho, dia izay masiaka indrindra amin’ny firenena, koa hotsoahany ny sabany hamelezany ny fahendrenao tsara, ary hataony matroka ny famirapiratanao.
malagasy
Dia, indro, hitondra olona hafa firenena Aho hamely anao, dia izay masiaka indrindra amin'ny firenena, Ka hotsoahany ny sabany hamelezany ny fahendrenao tsara, ary hataony matroka ny famirapiratanao