Ezekiel 28:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Havariny ho any an-davaka ianao ka ho faty toy ny fahafatesan’izay voatrabaka ao amin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havarina any an-davaka ianao, ka ho faty amin’ny fahafatesan’izay voavono ao anatin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havariny any an-davaka ianao, ka ho faty vokatry ny famonoana an-keriny anao eo anivon’ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Havariny ho any an-davaka ianao, ka ho faty toy ny fahafatesan'izay voatrabaka ao amin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Havariny ho any an-davaka ianao ka ho faty toy ny fahafatesan’izay voatrabaka ao amin’ny ranomasina.
malagasy
Havariny ho any an-davaka ianao, ka ho faty toy ny fahafatesan'izay voatrabaka ao amin'ny ranomasina.