Ezekiel 29:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro faharoa amby folo tamin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahafolo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-10, volana faha-10, andro faha-12n’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahafolo taorian’ny fahababoana, nony andro faha-12 tamin’ny volana fahafolo, dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahafolo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro faharoa amby folo tamin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahafolo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Ny hamaliana an'i Farao sy ny vahoakany ary ny taniny] Tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahafolo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: