Ezekiel 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia indro, avy hamely anao sy ny Neilinao Aho, ary ny tany Ejipta dia hataoko lao tokoa, eny, sady ho lao no ho rava, hatrany Migdola ka hatrany Siena, dia hatrany amin’ny sisintanin’i Kosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia indro Aho ho avy ao aminao sy ny oninao; ka ataoko zary zavatra rava sady foana no nidiran-doza ny tany Ejipta, hatrany Migdôla ka hatrany Siena, ary hatrany amin’ny sisin’ny tanin’i Etiôpia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia hirotsaka hamely anao sy ny oninao Aho. Horavako i Ejipta, hataoko lao manomboka eo an-tanànan’i Migdola any avaratra ka hatrany an-tanànan’i Asoana sy ny sisin-tanin’i Etiôpia any atsimo.
Malagasy Bible 1865
Dia, indro, avy hamely anao sy ny Neilinao Aho, ary ny tany Egypta hataoko lao tokoa, eny, sady ho lao no ho rava, hatrany Migdola ka hatrany Syena, dia hatramin'ny sisin'i Etiopia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia indro, avy hamely anao sy ny Neilinao Aho, ary ny tany Ejipta dia hataoko lao tokoa, eny, sady ho lao no ho rava, hatrany Migdola ka hatrany Siena, dia hatrany amin’ny sisintanin’i Kosy.
malagasy
Dia, indro, avy hamely anao sy ny Neilinao Aho, ary ny tany Egypta hataoko lao tokoa, eny, sady ho lao no ho rava, hatrany Migdola ka hatrany Syena, dia hatramin'ny sisin'i Etiopia.