Ezekiel 29:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hodiavin-tongotr’olona ny tany, ary ny tongo-biby aza dia tsy handia azy, sady tsy honenana efapolo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hodiavin-tongotr’olona intsony eo; ary ny tongo-biby tsy handia azy, ary tsy hisy mponina eo, mandritra ny efapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy olona na biby handia any intsony, fa ao anatin’ny efapolo taona dia tsy hahitana zava-miaina mihitsy any.
Malagasy Bible 1865
Tsy hodiavin-tongotr'olona ny tany, ary ny tongo-biby aza tsy handia azy, sady tsy honenana efa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hodiavin-tongotr’olona ny tany, ary ny tongo-biby aza dia tsy handia azy, sady tsy honenana efapolo taona izy.
malagasy
Tsy hodiavin-tongotr'olona ny tany, ary ny tongo-biby aza tsy handia azy, sady tsy honenana efa-polo taona izy.