Ezekiel 29:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa afaka efapolo taona dia hangoniko avy any amin’ny firenena izay nielezany ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Rehefa tapitra ny efapolo taona, hangoniko ny Ejiptianina avy any amin’ny firenena nielezany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanefa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Rehefa afaka efapolo taona, dia hangoniko avy amin’ny firenen-kafa izay nielezany ny Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Rehefa afaka efa-polo taona, dia hangoniko avy any amin'ny firenena izay nielezany ny Egyptiana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa afaka efapolo taona dia hangoniko avy any amin’ny firenena izay nielezany ny Ejiptiana.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Rehefa afaka efa-polo taona, dia hangoniko avy any amin'ny firenena izay nielezany ny Egyptiana: